Fiofanana an’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny kaominina momban’ny teti-bola ara-pandaharanasa (Budget de Programme) niarahana tamin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany amin’ny alalan’ny INDDL sy ny Programa RINDRA
le 17 juillet 2024
Fanolorana ny iraka fanaraha-mason'ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon'ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.
le 17 juillet 2024
Fampahafantarana ny fisokafan'ny fampidiran-drano eto amin'ny lemak'Antananarivo ny amin'ity taom-pambolena 2024 ity, natao teny amin'ny canal GR Ilanivato.
le 15 juillet 2024
Famelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II
le 15 juillet 2024
Famaranana tamin'ny fomba ofisialy ny atrik'asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan'ny toetr'andro, izay nataon'ny GINGER Sofreco
le 11 juillet 2024
Fitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny
le 11 juillet 2024
Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly (JALCC)
le 11 juillet 2024
Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2
le 02 juillet 2024
Fidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana
le 02 juillet 2024
Fihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.
le 01 juillet 2024
Toutes les actualités