Le vendredi 20 Septembre dernier, un atelier technique s’est tenu à l’hôtel Ibis, sous l’égide du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD).
Cet atelier, regroupant les représentants des trois directions générales du Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire, a marqué une étape clé dans l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.
Sous la direction de l’expert Abdousalam, les participants ont travaillé sur l’identification des grandes orientations et des lignes directrices de ce futur projet. L’objectif de cet atelier est clair : renforcer la gouvernance locale et soutenir les politiques publiques à travers une décentralisation efficace et inclusive.
Ce travail collaboratif est essentiel pour assurer un développement harmonieux et durable de nos territoires, en plaçant les citoyens au cœur des décisions publiques.
——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————–
Notanterahina ny zoma 20 Septambra lasa teo ny atrikasa ara-teknika tao amin’ny hotely Ibis, izay teo ambany fiahian’ny Ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (PNUD). Manamarika dingana lehibe amin’ny fampandrosoana ny Tetikasa , manohana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanapariaham-pahefana mifanaraka amin’ny politikam-bahoaka izany ary nampivondronana ireo solontenan’ny tale jeneraly telo ato amin’ny MFFT.
Teo ambany fitarihan’ny manam-pahaizana Abdousalam, ireo mpandray anjara dia niasa tamin’ny famantarana ireo fironana lehibe sy torolalana amin’ity tetikasa ho avy ity. Nazava ny tanjona izay mahakasika ny fanamafisana ny fitantanana eo an-toerana sy ny fanohanana ny politikan’ny fanjakana amin’ny alalan’ny fitsinjaram-pahefana mahomby sy iraisan’ny rehetra.
Ilaina tokoa ny fiaraha-miasa toy izao mba hiantohana ny fampandrosoana mirindra sy maharitra, amin’ny fametrahana ny filan’ny olom-pirenena ho ivon’ny fanapahan-kevitra.