Ny Alatsinainy 23 Septambra lasa teo, no nanomboka ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro izay tetikasa vatsian’ny sampandraharaha frantsay momba ny fampandrosoana (AFD). Miisa 16 ny mpandray anjara amin’ity fandaharanasa ity ary ahitana ny Talem-paritra sy ny sampandraharahan’ny fanajariana ny tany ao amin’ny faritra DIANA sy SAVA.
Tarihany manam-pahaizana avy ao amin’ny GINGER-SOFRECO sy MFFT, fiofanana mikendry ny hampiditra ny paikadin’ny fandrindrana ny toetr’andro an-tanan-dehibe. Lohahevitra maro no voarakitra ao anatin’izany : ny fiovan’ny toetr’andro, ny fitantanam-bola eo anatrehan’izany.
Ny fanokafana dia nahitana ireo manampahefana eny an-toerana. Ary dingana iray lehibe ho an’ireo faritra voakasika izany satria manamarika ny fanohanana ireo vondrom-piarahamonina hiatrika ny vokatry ny zava-miseho entin’ny toetr’andro ankehitriny.
——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————–
Depuis le lundi 23 Septembre, un atelier de formation se tient à l’Hôtel de la Poste d’Antsiranana dans le cadre du projet « Renforcement de la résilience des villes face au changement climatique, » financé par l’Agence Française de Développement (AFD). Cet atelier réunit 16 participants, dont les Directeurs Régionaux et les responsables des Services d’Aménagement du Territoire des régions Diana et SAVA.
Sous la direction conjointe des experts de GINGER-SOFRECO et du MDAT, cette formation a pour objectif d’intégrer des stratégies de résilience climatique dans la planification urbaine. Divers sujets sont abordés, tels que le changement climatique, les finances climat, et la résilience urbaine.
L’ouverture officielle s’est déroulée en présence des autorités locales, marquant une avancée majeure dans l’accompagnement des collectivités pour relever les défis climatiques actuels.