Fitsidihana ny distrikan’i Nosy Be amin’ny fijerena akaiky ny fandrosoan’ny asa mahakasika ny fametrahana rafitra manaraka ny haitao ara-kajy mirindra eo amin’ny fikirakirana ny taratasy.

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Mikendry hatrany ny mangarahara sy ny fanamorana ny asa fandrindrana eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny fananan-tany ny MFFT, indrindra eo amin’ny fahazahoana ny taratasy fanamarinana sy ny sarin-tany. Koa…

Continuer la lectureFitsidihana ny distrikan’i Nosy Be amin’ny fijerena akaiky ny fandrosoan’ny asa mahakasika ny fametrahana rafitra manaraka ny haitao ara-kajy mirindra eo amin’ny fikirakirana ny taratasy.

Fanokanana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny distrikan’Ambanja

Ao anatin’ny politikan’ny fitsinjaram-pahefana naroson’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, dia tsy misy kaominina ho adino.Omaly no nanatanterahan’ny MFFT ny fanokanana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny distrikan’Ambanja. Ka ny kaominina Ambalahonko, Antsakoamanondro ary…

Continuer la lectureFanokanana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny distrikan’Ambanja

Hetsika titra faobe (ODOC) tao amin’ny Distrika Antsiranana II

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Ho fanatanterahana ny toromarika nomen'ny Filoham-pirenena : " Ny tany ho any Malagasy " dia Tokantrano miisa 351 ao amin'ny Distrika Antsiranana II, kaominina Mangoaka misy ny fokontany : Ampasindava,…

Continuer la lectureHetsika titra faobe (ODOC) tao amin’ny Distrika Antsiranana II

Fivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra”

Ny 24 septambra 2024 dia nanatanteraka fivoriana niaraka tamin’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra” izany. Boky mirakitra ny…

Continuer la lectureFivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra”

Atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Ny Alatsinainy 23 Septambra lasa teo, no nanomboka ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro izay tetikasa vatsian’ny sampandraharaha frantsay momba ny fampandrosoana (AFD). Miisa 16 ny…

Continuer la lectureAtrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Atelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.

Le vendredi 20 Septembre dernier, un atelier technique s’est tenu à l’hôtel Ibis, sous l’égide du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD).Cet atelier, regroupant les représentants des trois…

Continuer la lectureAtelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.

Lancement du Plan de Formation pour la Résilience Climatique des Villes au sein de la DGAT

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:CATDDO
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Objectifs du Plan de Formation Le principal objectif de ce plan de formation est de développer les compétences des agents de la DGAT pour intégrer les principes de résilience climatique…

Continuer la lectureLancement du Plan de Formation pour la Résilience Climatique des Villes au sein de la DGAT