Projet d’Accompagnement du MDAT pour Renforcer la Résilience des Villes face au Changement Climatique

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:CATDDO
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Dans le cadre de l'engagement de Madagascar à lutter contre les effets du changement climatique, le Ministère de la Décentralisation et de l'Aménagement du Territoire (MADT) a lancé un projet…

Continuer la lectureProjet d’Accompagnement du MDAT pour Renforcer la Résilience des Villes face au Changement Climatique

Fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.

Notanterahina ny 17 jolay 2024 ny fanolorana ny iraka fanaraha-mason'ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon'ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.…

Continuer la lectureFanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.

Fampahafantarana ny fisokafan’ny fampidiran-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo ny amin’ity taom-pambolena 2024 ity, natao teny amin’ny canal GR Ilanivato.

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:APIPA
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Tontosa ny 15 jolay 2024 teny amin'ny canal GR Ilanivato ny fampahafantarana ny fisokafan'ny fampidiran-drano eto amin'ny lemak'Antananarivo amin'ity taom-pambolena 2024 ity. Haharitra iray volana ny fanalana ireo tsikafona sy…

Continuer la lectureFampahafantarana ny fisokafan’ny fampidiran-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo ny amin’ity taom-pambolena 2024 ity, natao teny amin’ny canal GR Ilanivato.

Fiofanana an’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny kaominina momban’ny teti-bola ara-pandaharanasa (Budget de Programme) niarahana tamin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany amin’ny alalan’ny INDDL sy ny Programa RINDRA

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:INDDL
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Notanterahina tao Foulpointe Faritra Atsinanana ny 08 hatramin’ny 12 Jolay lasa teo ny fiofanana an’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny kaominina momban’ny teti-bola ara-pandaharanasa (Budget de Programme) niarahana tamin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy…

Continuer la lectureFiofanana an’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny kaominina momban’ny teti-bola ara-pandaharanasa (Budget de Programme) niarahana tamin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany amin’ny alalan’ny INDDL sy ny Programa RINDRA

Famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco

Nifarana tamin'ny fomba ofisialy ny Alakamisy 11 Jolay 2024 tao amin'ny Grand Melis Tsaralalàna ny atrik'asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan'ny toetr'andro, izay nataon'ny GINGER Sofreco , tetikasa…

Continuer la lectureFamaranana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco

Fitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny

Tonga eto Madagasikara ary nitsidika ny Faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny ny Amnesty International, nanaraka ny zava-misy hiainan'ny mpifindra monina manoloana ny fiovan'ny toetr'andro. Noho izany indrindra dia nisy…

Continuer la lectureFitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny

Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly (JALCC)

Tontosa ny alakamisy 11 jolay 2024 tao amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny (MAE) Anosy ny « Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly » (JALCC). Hiarahan’ny ministera maromaro ao anatin’ny gouvernemanta malagasy,…

Continuer la lectureAndro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly (JALCC)

Famelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Tao aorian'ny fanolorana ny Programme National Foncier II (PNF II) teo anivon'ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, dia nanao famelabelaran-kevitra teo anivon'ny Direction Générale des Services Fonciers…

Continuer la lectureFamelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II

Fihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Tontosa ny Alatsinainy 01 volana Jolay 2024 tany Vangaindrano ny fihaonana tamin’ireo ben’ny tanàna 98 anatin'ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana…

Continuer la lectureFihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.