Fivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra”

Ny 24 septambra 2024 dia nanatanteraka fivoriana niaraka tamin’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra” izany. Boky mirakitra ny…

Continuer la lectureFivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra”

Atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Ny Alatsinainy 23 Septambra lasa teo, no nanomboka ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro izay tetikasa vatsian’ny sampandraharaha frantsay momba ny fampandrosoana (AFD). Miisa 16 ny…

Continuer la lectureAtrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Atelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.

Le vendredi 20 Septembre dernier, un atelier technique s’est tenu à l’hôtel Ibis, sous l’égide du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD).Cet atelier, regroupant les représentants des trois…

Continuer la lectureAtelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.

Fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.

Notanterahina ny 17 jolay 2024 ny fanolorana ny iraka fanaraha-mason'ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon'ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.…

Continuer la lectureFanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.

Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2

Tontosa ny 2 Jolay 2024 ny fivoriana voalohan'ny "Comité de Pilotage Local" ny tetikasa PADEVE 2 izay vatsin'ny Agence Française de Développement (AFD) teto amin’ny tampon-tanànan'i Fianarantsoa, izay ankatoavana ireo…

Continuer la lecturePremière réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2