Fihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Tontosa ny Alatsinainy 01 volana Jolay 2024 tany Vangaindrano ny fihaonana tamin’ireo ben’ny tanàna 98 anatin'ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana…

Continuer la lectureFihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Fidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana

Tohin'ny fidinana ifotony nataon'i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin'ny faritra Atsimo Atsinanana dia tsy hadinony ny nitsidika…

Continuer la lectureFidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana

Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2

Tontosa ny 2 Jolay 2024 ny fivoriana voalohan'ny "Comité de Pilotage Local" ny tetikasa PADEVE 2 izay vatsin'ny Agence Française de Développement (AFD) teto amin’ny tampon-tanànan'i Fianarantsoa, izay ankatoavana ireo…

Continuer la lecturePremière réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2

LANCEMENT OFFICIEL DE LA FORMATION DU PROJET POUR LE RENFORCEMENT DE LA RESILIENCE DES VILLES FACE AU CHANGEMENT CLIMATIQUE

Le lancement officiel de la formation du Projet pour le Renforcement de la résilience des villes face au changement climatique se tient ce Vendredi 3 Mai 2024 au Grand Melis…

Continuer la lectureLANCEMENT OFFICIEL DE LA FORMATION DU PROJET POUR LE RENFORCEMENT DE LA RESILIENCE DES VILLES FACE AU CHANGEMENT CLIMATIQUE

«Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation » ProDéCID III

Ny «Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation » ProDéCID III an’ny GIZ dia mikendry ny hanamafisana ireo kaominina voakasiky ny tetikasa, handraisan’izy ireo ny anjara andraikiny amin’ny maha-mpisehatra…

Continuer la lecture«Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation » ProDéCID III