Atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Ny Alatsinainy 23 Septambra lasa teo, no nanomboka ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro izay tetikasa vatsian’ny sampandraharaha frantsay momba ny fampandrosoana (AFD). Miisa 16 ny…

Continuer la lectureAtrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco

Nifarana tamin'ny fomba ofisialy ny Alakamisy 11 Jolay 2024 tao amin'ny Grand Melis Tsaralalàna ny atrik'asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan'ny toetr'andro, izay nataon'ny GINGER Sofreco , tetikasa…

Continuer la lectureFamaranana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco

Fitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny

Tonga eto Madagasikara ary nitsidika ny Faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny ny Amnesty International, nanaraka ny zava-misy hiainan'ny mpifindra monina manoloana ny fiovan'ny toetr'andro. Noho izany indrindra dia nisy…

Continuer la lectureFitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny