Fitsidihana ny distrikan’i Nosy Be amin’ny fijerena akaiky ny fandrosoan’ny asa mahakasika ny fametrahana rafitra manaraka ny haitao ara-kajy mirindra eo amin’ny fikirakirana ny taratasy.

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Mikendry hatrany ny mangarahara sy ny fanamorana ny asa fandrindrana eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny fananan-tany ny MFFT, indrindra eo amin’ny fahazahoana ny taratasy fanamarinana sy ny sarin-tany. Koa…

Continuer la lectureFitsidihana ny distrikan’i Nosy Be amin’ny fijerena akaiky ny fandrosoan’ny asa mahakasika ny fametrahana rafitra manaraka ny haitao ara-kajy mirindra eo amin’ny fikirakirana ny taratasy.

Hetsika titra faobe (ODOC) tao amin’ny Distrika Antsiranana II

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Ho fanatanterahana ny toromarika nomen'ny Filoham-pirenena : " Ny tany ho any Malagasy " dia Tokantrano miisa 351 ao amin'ny Distrika Antsiranana II, kaominina Mangoaka misy ny fokontany : Ampasindava,…

Continuer la lectureHetsika titra faobe (ODOC) tao amin’ny Distrika Antsiranana II

Famelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II

  • Auteur/autrice de la publication :
  • Post category:Foncier
  • Commentaires de la publication :0 commentaire

Tao aorian'ny fanolorana ny Programme National Foncier II (PNF II) teo anivon'ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, dia nanao famelabelaran-kevitra teo anivon'ny Direction Générale des Services Fonciers…

Continuer la lectureFamelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II

Fihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Tontosa ny Alatsinainy 01 volana Jolay 2024 tany Vangaindrano ny fihaonana tamin’ireo ben’ny tanàna 98 anatin'ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana…

Continuer la lectureFihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Fidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana

Tohin'ny fidinana ifotony nataon'i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin'ny faritra Atsimo Atsinanana dia tsy hadinony ny nitsidika…

Continuer la lectureFidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana