Hetsika titra faobe (ODOC) tao amin’ny Distrika Antsiranana II

Ho fanatanterahana ny toromarika nomen’ny Filoham-pirenena :  » Ny tany ho any Malagasy  » dia Tokantrano miisa 351 ao amin’ny Distrika Antsiranana II, kaominina Mangoaka misy ny fokontany : Ampasindava, Mangoaka, Antanamandriry, Andranomavo no nisitraka ny fanoratana tany faobe nandritra ny hetsika titra faobe (ODOC) izay nokarakarain’ny MFFT amin’ny alalan’ny Sampandraharaha misahana ny Fananantany sy ny Fizakan-tany DDPF.
Titra 34 isa no efa voazara raha150 no ho mbola ho zaraina. Ity tetikasa ity dia vatsian’ny PROPFR (Promotion d’une Politique Foncière Responsable) .

——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————–

Lors de l’Opération Domaniale Concertée (ODOC) organisée par le MDAT à travers la Direction des Domaines et de la Propriété Foncière (DDPF) dans le district d’Antsiranana II, commune de Mangoaka (fokontany d’Ampasindava, Mangoaka, Antanamandriry, et Andranomavo), 351 ménages ont bénéficié de l’immatriculation collective.
Cette initiative s’inscrit dans l’accomplissement des instructions du Président de la République de Madagascar  » Ny tany ho an’ny Malagasy « . À ce jour, 34 titres fonciers ont déjà été distribués et 150 autres sont prêts à l’être. Ce projet, financé par le PROPFR, contribue significativement à la sécurisation foncière des habitants.